vous êtes ici:  
connexion
PROMO

tongasoa

publié le 24/11/2007 - 23h54, par TAKARIVA / Takariva Webmaster

   
   
   
   
   
votez :  
Diminuer la taille du texte Augmenter la taille du texte

masoandro milentika
Rehefa mena iny vodilanitra iny dia izay no midika fa nody ilay masoandro, tonga tsy natsoina ny manodidina, ny mpiray tanana; ny ankizy madinika dia mifamotoana hanao ny kilalao diavolana ary ny zatovo kosa dia mifamotoana @ ireo zokiolona mba hitafatafa sy hifampizara ny zavatra niseho nandritra ny tontolo andro.
Tsy mialonjafy ny fifamoriana fa izay tia handray anjara dia antanan-droa no andraisana ny tsirairay , tsy misy resaka fialonana na fifandrafesana fa ny fandaminana sy ny fandravonana ny disadisa no tena vaingandohan-draharaha.
Ankehitriny anefa, nanjary toa lasa ambaninjavatra ireo anatranatry ny Ntaolo fa toa ny "fandrosoana" diso tafahoatra   no nisolo toerana azy ka ny kilalao takariva nosoloin'ny fahitalavitra ary ny dinidika  nafoin'ireo zatovo ka saika miha manjaka ny fitiavan-tena ka mila ho very ao antsain'ny zatovo ny fahendrena izay nankamamian'ny Ntaolo fahiny.
Hiezaka ny hahatsiaro ny fahagola isika ka hifamotoana eto amin'ny Takariva.com



commentaires


évenements
évenements mode
accueil
actus
news
vaovao Mada
internationnal
serie-E
droits et devoirs
sciences
mozika
artiste
tête à tête
zoom star
découverte
mozika malaza
gasy award
m@gasy
anatry ny ntaolo
tradition à la superstition
fantatrao ve
lalao
kabary
fashion
fashion victim
metiers de la mode
fashion mada
fashion eu
club
le blog
fun
messages
contributions
servives+
adresses utiles
annonces
medias
movies
samples
diaporamas
Sport
l'hebdo gratuit
Sport n°
Sport chez vous
tout Sport en PDF
où trouver Sport ?
B2B



accueil | actus | mozika | m@gasy | club | services+ | médias



Plan du site
Accueil:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club:  lien1 , lien2
Divers:   lien1 , lien2 , lien3
Blog:   lien1 , lien2 , lien3

Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés