Allemagne
publié le 03/04/2008 - 23h40, par TAKARIVA / Takariva Webmaster

Botschaft-Ambassade
Fihaonana amin'ny malagasy eto Allemagne
Hihaona amin'ireo malagasy monina eto Alemana ny filoha Ravalomanana Marc ny zoma 11 aprily 2008 manomboka amin'ny dimy ora sy sasany ka hatramin'ny enina ora hariva mandritra ny fitsidihana izay hataony any an-toerana :
Toerana : HOTEL INTER CONTINENTAL
Butapests 2
10787 Berlin
Source : Ambassade de la république d'Allemangne
commentaires