vous êtes ici:  
connexion

Père Rémy Ralibera

publié le 14/12/2008 - 22h53, par TAKARIVA / Takariva Webmaster

   
   
   
   
   
votez :  
Diminuer la taille du texte Augmenter la taille du texte

Père Remy Ralibera-Mcar Tribune Père Remy Ralibera-Mcar Tribune
Nodimandry teo amin'ny faha 82 taonany

Sekretera jeneralin'ny FFKM teo aloha , zay fantatry ny be sy ny maro tamin'ny fandaharam-pivavahana "tafa sy didiky ny tanora katolika tao amin'ny RNM (Radio Madagasikara ) .
Pretra , mpanao gazety ary lehiben'ny "publication" tao amin'ny Lakroan'ny Madagasikara ,
efa lehiben'ny fikambanan'ny mapnao gazety koa ny tenany tamin'ny fotoanandrony .
Nanao politika ihany koa ny lehilahy , izay nanana ny anajara toerany teo amin'ny tantaran'ny firenena .
Teraka tamin'ny 1926, ny taona 1945 dia lasa "Jesuite ny tenany , nandrato fianarana tany Rome tamin 'ny taona 1955 , ary lasa "Aumonier scout" nandritra ny 30 taona .
Nalefa tany Nosy lava taorian'ny korontana tamin'ny 1972 .
Mbola nankalaza ny faha 50 taona ny naha pretra azy ny 15 aogostra 2008 lasa teo .

Mamangy ny fianakaviana sy ireo manodidina azy ny ekipan'ny Takariva.com rehetra .
 


plus d'infos
+ d'articles
commentaires




accueil | actus | mozika | m@gasy | club | services+ | médias



Plan du site
Accueil:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club:  lien1 , lien2
Divers:   lien1 , lien2 , lien3
Blog:   lien1 , lien2 , lien3

Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés