vous êtes ici:  
connexion

Fiarahabana ny Reny rehetra

publié le 07/06/2009 - 23h19, par TAKARIVA / Takariva Webmaster

   
   
   
   
   
votez :  
Diminuer la taille du texte Augmenter la taille du texte

Femmes-Net Femmes-Net
Tononkalo

Neny

Ilay niankinako, nanome ny aiko
Nitondra hafaliana, nampandry ny saiko
Ilay nanitsy ny lalako :

Neny !

Hany afaka niaritra ilay mangidy
izay niseho rehetra : tsy olo-voavidy
Hany harena fananako :

Neny !

Ianao ilay harena tsy izay azo atakalo
Fitiavana mamy izay tsy mifangaro
no azoko havaly aminao re ry Neny !

Ianao ilay  iray  tsy voasolo toerana
Fitiavana ambony tsy azoko ferana
no avaliko anao ombieny ombieny.

Neny !

NORO NARINDRA
28 Jolay 1998



plus d'infos
+ d'articles
commentaires




accueil | actus | mozika | m@gasy | club | services+ | médias



Plan du site
Accueil:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club:  lien1 , lien2
Divers:   lien1 , lien2 , lien3
Blog:   lien1 , lien2 , lien3

Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés