vous êtes ici:  
connexion

Potika ny tanana, kila ireo fivarotan-dehibe, faty olona etsy sy eroa

publié le 27/01/2009 - 18h48, par TAKARIVA / Takariva Webmaster

   
   
   
   
   
votez :  
Diminuer la taille du texte Augmenter la taille du texte

Ensuite , on incendie !-ami internaute
suivante
1/36
Ensuite , on incendie !-ami internaute
Iza no tompon'antoka ?

Mafana dia mafana ny raharaha eto Madagasikara satria dia nihanaka nanerana ny Nosy ny fandrobana ny fananan'ny filoha teo aloha , dia maro ireo orinasa hafa izay tsy niangaran'izany . Voaroba sy may avokoa ireo tranobe fiatsiana Magro eran'ny Nosy (Nosy be , Mahajanga, Sava, Tulear , Antsirabe, Ambositra ...) sy ministera maro ( ministeran'ny rano sy ala ambositra, Bianco Tulear ..), maro ihany koa ireo fivarotan-dehibe amin'ny tanan-dehibe no voaroba sy may noho ny mpanararaotra .
Io folakandro io dia tsy nitsahatra ny poa -basy teo analakely , ny hai-trano manginy fotsiny izay nahalasana ain'olona roapolo ( tarehimarika nomen'ireo mpamonjy voina Tsaralalana ) .
Manangana ny andrimasim-pokonolona isaky ny faritra ao an-drenivohitra , taorian'ny antson'ny fonkotany , " couvre feu " manomboka amin'ny sivy ora hariva ka hatramin'ny 4 ora maraina .
Ny fihaonan'ny filoha Ravalomanana sy ny ben'ny tanana dia tsy misy tohiny hatramin'izao , taorian'ny fepetra izay napetraky Andry Rajoelina : Famerenana ny Viva tv sy famotsorana ireo mpianatra telo (ary fampodiana ireo miaramila vahiny )

Mandray fitenenana amin'izao fotoana izao ny ben'ny tanana sy ireo miaramila

Ny takariva.com dia miezaka ny manome vaovao etsy amin'ny "ligne défilante etsy ambony )
sombi-tsary nozarain'ny internaute voka-dratsin'ny niseho omaly alatsinainy 26 janoary 2009 .



plus d'infos
+ d'articles
commentaires




accueil | actus | mozika | m@gasy | club | services+ | médias



Plan du site
Accueil:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club:  lien1 , lien2
Divers:   lien1 , lien2 , lien3
Blog:   lien1 , lien2 , lien3

Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés