Raha jerevana ny tantara
publié le 20/01/2009 - 20h57, par TAKARIVA / Takariva Webmaster

Ravalomanana-Afrol
Efa misy solony ve i Ravalomanana ?
Mialohan'ny hiresahatsika misimisy kokoa ny toe javatra eto
Madagasikara dia tsara raha mba jerevana ny tantara sy ny hevitrireo mpahay tantara .
Ny Takariva.com dia hiezaka ny tsy homba ny atsy na aroa .
Raha ny mpahay tantara no anotaniana hoe misy mpandimby ve ny Filoha Ravalomanana ?
Ny Andriana no nanorina ny Rovan'ny Manjakamiadana izay najoro amin'ny faritra avaratra ( fitoeran'ny Andriana ) . Taty aoriana dia nitsangana ny Hova hanohitra izany ka nanorina ny Lapan'ny Rainilaiarivony eo ankavanana .
Ny Andriana dia nilaza fa "Andevo" no hitondra ny firenena , ary Andriana no maha afaka azy teo amin 'ny fitondrana .
Ravalomanana taranak' Imerinkasinina, lehiben'ny Andriana , ambonin'Ambohimalaza . Izany midika fa Andriana mitovy aminy no mety hanala azy amin'io toerany io .
Ny Filoha ankehitriny dia voasoratra fa hitondra fony fahakeliny .
Raha ny tantara hoy ireo mpandinika no jerena dia mbola tsy misy mpanolo i Marc Ravaomanana : Andry rajoelina dia taranak'Andriana saingy mbola tsy fotoanany .
Hevitry ny mpandiniky ny tantaran'ny
Madagasikara, misokatra ny adi-hevitra
plus d'infos
+ d'articles
commentaires
lol, dé sanatria ve i Andry Rajoelina Pinoccio no solony???
samy tsy mamely reo eeee.
tsy hay tsony hoe iza no hanavotra, ngamba ho vidiana i Obama, mba sady hi-présider an'i USA no hi-présider an'i Dago.
za ts dé te hiditra resaka politika, paiso be
TSIA! tsy Rajoelina aloha e!!!!! Mba afahafa kokoa!
bjr! aona moa izy no tsy hisy solony ra osoloina!Rvalo ngeh t@reny 2002 reny il venait de nulle part eh! zah aloha personnellement, t@iny fifidianana iny vao nahalala andravalo eh!iza no mahita raha misy olona "nouvelle tête sad bogosy no panana qui se servira de son cerveau pour servir le pays" (fa ts goaika antitra) hirotsaka ofidina eo .lol.tsy fatatra fa hatramzao aloha mbola tsitak oe iza lé oul zay mety isolo azy! l'avenir nous le dira!!
tsy isy solony io aloha raha amin'ny izao fotoana izao,satria tsy manara dalana ny mpanohitra ka tsy aharesy mihitsi,le tonga d liens les alefa amle takariva (ady hevitra),way tratry ny taona ela,oka
DIA AOKA IJANONA IZANY RESAKA ANDRIANA,HOVA SY ANDEVO IZANY fa raha fotorana dia na i Marc R. aza tsy andriana 100% satry ny iray amin'ny ray amandreniny dia tsy andriana.
na i Andry RAJOELINA AZA.
fanga koa moa raha Andriana dia maninona, io ny fahaizana iany e.
ary loza hoan'izay anaraka an'i Andry R. any anaty lavaka.
ka miandry ny valiny avy amin'ny pro Andry R.
enao ve maire dia ibaiko président, mais il se prend pour qui?
MIANDRY AHO E,