vous êtes ici:  
connexion

"Varotra tsy raikitra tsy maharatsy fihavanana"

publié le 25/11/2007 - 18h27, par TAKARIVA / Ihary

   
   
   
   
   
votez :  
Diminuer la taille du texte Augmenter la taille du texte

varotra-TAKARIVA / TAKARIVA varotra-TAKARIVA / TAKARIVA
mba omeo hoe ny hevitrao mikasika io

Varotra tsy raikitra tsy maharatsy fihavanana:
Fihavanana: fomba fiteny mbola tsy nahitana fandikana mazava amin'ireo fiteny rehetra misy eto an-tany, fa amintsika Malagasy dia mifono ny tena Fahendrena.
Fomba  fiteny andavanandro nefa manahy aho fa tsy dia tena voazavan'ireo tena mitono-tena ho Malagasy io rehefa anotaniana oe  fa nahoana moa no asa fivarotana no nofidian'ny   Ntaolo atao fampitahana amin'ny fitondran-tena anisan'ny ambony indrindra eo amin'ny fiainany?

Araka ny fantantsika dia taloha ny takalo no nanjaka, ny fivarotana dia fomba hafa nampidirin'ireo arabo mba hahazoany zavatra, ny fiadiana varotra dia efa fomba tsy mahagaga satria efa fanaontsika hatramin'izay, misy amin'ny olona sasany anefa no maka fankahalana an'izay ka miteraka disadisa eo amin'ny fiaraha monina, zavatra tsy tian'ny Ntaolo hatramin'izay ka naleony lavitra ny Varotra no nampandeferina ka mbola nahatonga indray play fitenenana hoe aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana.



 



commentaires




accueil | actus | mozika | m@gasy | club | services+ | médias



Plan du site
Accueil:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club:  lien1 , lien2
Divers:   lien1 , lien2 , lien3
Blog:   lien1 , lien2 , lien3

Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés