vous êtes ici:  
connexion

Fianarana kabary

publié le 25/11/2007 - 10h00, par TAKARIVA / TAKARIVA

   
   
   
   
   
votez :  
Diminuer la taille du texte Augmenter la taille du texte

saha tanimbary saha tanimbary
"...Tompoko lahy sy tompoko vavy ...)

Ny fampianarana andronany dia fanomezana fomba fiteny tsotsotra izay azo ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro

TENY FAMPIDIRANA RAHA HANDIMBY OLONA HITENY

"Mipasoka ny efa malama mandrava izay velondrirana, mitsoka ny efa mirehitra hono maka fanahy ny lavenona "

"Tsy hanao gilamaso mangarika ka hamerina ny efa vita, aleo manatevina toy izay manala "

"Atao tahaky ny anana, tsara ny manampy toy izay manositra "




plus d'infos
+ d'articles
commentaires




accueil | actus | mozika | m@gasy | club | services+ | médias



Plan du site
Accueil:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club:  lien1 , lien2
Divers:   lien1 , lien2 , lien3
Blog:   lien1 , lien2 , lien3

Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés