|
|
|
|
|
|
Afindrafindrao Dance Hall
Ny dihy afindrafindrao dia dihy mirindra fanaon'olon-droa, netimpaharazana malagasy, nentin'ireo Anglisy tamin'ny androny fanjanahan-tany .
Ireo alim-pandihizan'ireo mpanjaka no nanao izany voalohany; ankehitriny, ny malagasy eran-tany dia miara-mirindra amin'ny Afindrafindrao rehefa hanomboka ny lanonana .
|
OLADAD Tarika zanaky Fianarantsoa no mitondra ho antsika ny kanto afindrafindrao amin'ny gadona vaovao! Amin'ity faran'ny herinandron'ny pantekosta dia ny tarika no mitana ny laharana voalohany , satria fampisehoana 4 na toerana 4 samihafa no mety hahitana andry zalahy : Toamasina, Antananarivo . Niforona tamin'ny taona 1998 ny tarika, ny gadona Rap no nahafantarana ny tarika , ny taona 2004 no nanomboka nampiasa ny Horija ny tarika , gadona avy amin'ny faritry betsileo ! Maro mpankafy ny tarika satria niavaka tamin'ny feony ireto zatovolahy izay nanafangaro Rap, Horija ary kabaosy !
|
commentaires
|
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|