|
|
|
|
|
|
Willah nandray anjara tamin'ny fandaharana Pazzapa faha 5
|
Reko izao feonao mitalaho milaza fa hoa tena tsisy azo atao mandratra tokoa ilay fery am-po kanefa hatrakao ny loha an-tsainao izao izay vitany nefa aza atao mahakivy fa indray andro any mbola ho avy ny anjaranao tsy ho lany avelao izy handeha f'aza sakananao ajanony hatreo ireo tomaninao avelao izy handeha fa fiainam-bavao indray izao no hatrehanao fantaro fa tsy homora ny handao ireo nokasaina toa lasa nangahy am-po tokoa ilay ratra taloha kanefa hatrakao ny loha an-tsainao izao izay vitany nefa aza atao mahakivy fa indray andro any mbola ho avy ny anjaranao tsy ho lany ref tsy ho neninao ireo vita natao k'aza mitanondrika ianao ka ny alahelo hatsaharo izao laln-kafa indray no katsao |
commentaires
|
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|