|
|
|
|
|
|
Handray anjara amin'ny fampisehoana zay hataon'i Poopy any Frantsa amn'ity faran'ny taona 2008 .
|
Miangavy raha azo atao Aza avelanao aho Hitady ny ho tiavina Hitia tsy miavona Fa mba omeo ahy kosa Ilay fitiavanao miavosa Omeo fo tia ny hafa Tsotra tsy mihafahafa Aza avelanao hiteny Raha manambony tena irery Tsy mijery ireo mijaly Any ho any Fa hizara izay mba ahy Ho modely ara-panahy Tsy miahiahy Mitalaho raha azo atao Aza avelanao aho Hitady tombony hatrany hatrany Amin'ny fiainana eto an-tany F'izay mitady dia omena Fitia manetry tena Hitondra izao tontolo izao Hanaja hanompo anao Ity aho ry Tompo Vonona hanompo Apetrakay ho anao mandrakizay Ny anio sy ny ho avinay |
commentaires
|
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|