vous êtes ici:  
connexion
PROMO
Installer flash player !

Babaike et cynthia


publié le 11/06/2008 com |  4332 vues


Cynthia était l'une des chanteuses de feonala

Anao tiako (Cynthia & Babaike) Lyrics

Nitsanganako teto rango maraindrainy,
Tsy nandehanako niasa,
Fa andro foiky tavandraina.
Tambezako anao mandalo eto andraniana.
Ikoranako raha anaty foko ela tao.
Azafady, azafady.
Azafady aminao, mba azafady.
Ialako tsiny koa
Manakana anao am-pandihanana.
Fa sao dila niany izy manjary hadalagna
Izaho tsy ho maro kabary,
Sao ataonao mavandy,
Izy ity efa ankitiny efa tsy sangisangy.
Anao tiako !
Ny hanana anao raha niriako,
Hiankany aminao tsy ataoko,
Volana raha tianao fa amiako.
Marary aminao hitarainako o!
Miaraka aminao zaho mahery.

Andra ino eky niany andra ino?
Naharinesako korana kara tsy mampino.
Donc zaho manonofy sa jeriko efa lôso,
Lehilahy tiako tia zaho tsy nampoiziko hikozy.
Tsy nampoiziko, tsy nampoiziko, tsy nampoiziko.
'Zay raha tsy nampoiziko, tsy nampoiziko.
Efa ela niambesako,
Ndraiky ianao saiky tara.
'Zaho efa kivy, efa tsisy espoir.
Zanahariko anambo, manantena tsara.
Laginy milefa mandala andra tsara.

Anao ko tiako,
Ny hanana anao raha niriko,
Havandy aminao tsy ataoko,
Anao zay raiky fo tiako.
Zay tany ombanao alehako,
Manana anao zaho mitreky.

Toro tena tsy ary manano matesa.
Mangataka hanjary ro, hamafaso isaka lera.
Hiraka isika mba aharitry ela,
Ambara ry havana aza asiana tavela.
Ataon-tsika fomba,
Ataon-tsika fomba.
Zany edy mampanjary mitady vady.

Babaike et cynthia


   
   
   
   
   
votez :  


commentaires




accueil | actus | mozika | m@gasy | club | services+ | médias



Plan du site
Accueil:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club:  lien1 , lien2
Divers:   lien1 , lien2 , lien3
Blog:   lien1 , lien2 , lien3

Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés