vous êtes ici:  
connexion
PROMO
Installer flash player !

Betina Feon'ala


publié le 25/05/2008 com |  2921 vues


Mandeha ankaiza loatra anao Betina
Arivariva be vao mody an-tragno
Mangala-d�lagn'aby anao ndraindray e
Milefalefa mason'ny mamanao �
Tsy mataho-tsiak'aby anao r�
Han han, tsy mihevitry ho hitan'olo

Ambesa ambesa tsiah Betina (x2)
Ambesa fa mbola hely e
Ambesa, ambesa tsiah Betina (x2)
Ambesa fa mbola ho avy e

Fitiavana fahazaza, h�h�h�, tsy tana
Fitiavana mbola hely e, h� h� h�, mahery e

Voangivoangy tsioha anao Betina
Ndre mbola botsibotsy fa matsiko
Pilpily zegny anao Betina
Mafanafana be mbola hely e
P�zip�zinao kara efa ao tsiah
Han han bebe afara maha-bala-maso

Ambesa, ambesa tsiah Betina....

Feon'ala



   
   
   
   
   
votez :  


commentaires




accueil | actus | mozika | m@gasy | club | services+ | médias



Plan du site
Accueil:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club:  lien1 , lien2
Divers:   lien1 , lien2 , lien3
Blog:   lien1 , lien2 , lien3

Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés