|
|
|
|
|
|
|
Vao tsy mahita an'azy e! Mararirary manavy e! Misotro foana no handaniana fotoana Ah Chérie e! Izaho raiki-pitia e! Vao tsy mahita an-dry dia lasa mana-py Mila hitomany misotro avy hatrany Malahelo an'azy mandeha manala azy Miezaka ny hatory tsy mahita tory Te hanadino tsy mety manadino Avy eo dia mirevirevy sy mifokafoka sy milokaloka Dia lasa mivarilavo mivazavaza sy mitabataba Mamoron-daingalainga sy pôlitika sy mifikafika Fa te hirôzirôzy sy hisotrosotro mba ho dôzidôzy ialahy Cuvée, Coca Cola pi gà sorà manalanala azy amin'ny revy sy coupage Tsaky maskita, Bota Titanika, revirevy foana fa malahelo anazy Izaho dia mangina raha tsy eo ny olon-tiana Ka very aho fa aza ariana Vao tsy mahita an'azy e! Mararirary manavy e! Misotro foana no handaniana fotoana Ah Chérie e! Izaho raiki-pitia e! Vao tsy mahita an-dry dia lasa mana-py Andao isika rehetra hiaraka hankafy hiaraka handihy Hankafy ny mozika, miaraka amin'i UNIK UNIK (2) Alefa raiso ny verre tsisy miala eo raha tsisy mianjera Tchin Tchin (2) Ndao daholo hiaraka hanala azy Isika rehetra hiaraka hanala azy |
commentaires
|
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|