|
|
|
|
|
|
Clip réalisé par DUW Film (Rado Andriamanisa )
La gagnante de la Pazzapa 1, emission de tele réalité rta , Aina Cook
|
Vao niandoha izaho sy ianao nifankatia tokoa Izaho ilay 1 lasa 2 f' efa niova fo Ireo sangisangy, ireo adiady, ireo teny mamy NAnjary niova ho tomany Averiko izay nindramiko tsy ho neniko Angamba tsy ho tsiniko Ref: Izay niainantsiaka roa aza avela hifoha Ny hirako hiraiko hanadinoko 'zay natao tsy hifarana hasambarana Iza moa no nanampo Ho tantara taloha Sarotra ny hanadino nefa mora ny mino Ny alahelo misava dia efa rava Fitia tsy hiserana ho feno fandeferana no hita ao Hiara hanorim-pianam-baovao Averiko... Ref:Zay....... KA ny tenanao manontolo ny tananao no antenaiko Hizarako hafaliana sy ho tena tiana tsy hasaraka ahy Fitia tsisy ahiahy, ho tsy ahy Ref:'zay niainantsiaka roa... |
commentaires
|
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|