vous êtes ici:  
connexion
PROMO
Installer flash player !

clip - mika et davis


publié le 22/11/2007 com |  4253 vues


clip réalisé par Rado Andriamandisa

Mika et davis, les deux originaires de Toamasina ont connu un succés fou à Antsahamanitra lord de leur premier concert .

Goodbye nosoratan'i Fanja Andriamanantena


Good bye, good bye...
Dia vita hatreo ny fiarahantsika, hifanafatra kely hoe:
Aza manadino o, izaho aty hahatsiaro anao
Aza manadino o,Izaho aty mbola havana

Tsy hita moa fa ny fianana masiaka, mampisaraka e,
Aza manadino o,
fotoana fohy niarahantsika,
Aza manadino,

ref:
Lasa vahiny ka tomany,
Tiako gadraina eo an-tratrako eo,
Tsy avelako hande lavidavitra any,
Anilako eo, isan'andro isan'andro,
Tsy hisaraka mandrakizay,

bridge:
Tsy manino fa veloma e,
Tsy mampanino f'aza manadino,
Tsy manino fa veloma ianao,
Samy tsara e...

ref:...
bridge...

Good bye my sugar,f'aza manadino o


   
   
   
   
   
votez :  


commentaires




accueil | actus | mozika | m@gasy | club | services+ | médias



Plan du site
Accueil:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club:  lien1 , lien2
Divers:   lien1 , lien2 , lien3
Blog:   lien1 , lien2 , lien3

Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés