|
|
|
|
FITIA VOARARA Nofihininao ny tanako, dia norohanao ny molotro Tsy haintsika nosakanana, tsy hay nolavina Dia toa samy nihevitra fa hoe mbola afaka Hifampizara fitiavana, hiara-dalana Nefa anie na izaho eny na ianao, samy mahalala fa efa voafatotra tapa-dalana Na dia teo aza ilay fitiavana izay nampifanantona, Fitia voarara tsy azo atomboka Dia navotsitrao ny tanako, dia samy nanondrika ny loha Avy eo de nifanalavitra, samy nihataka Nefa re tao anaty tao hoe misy hery vaovao Hery iray zay tsy azo lavina fa fitiavana Nefa anie na izaho eny na ianao samy mahalala fa efa voafatotra tapa-dalana na de teo aza ilay fitiavana zay nampifanatona fitia voarara tsy azo atomboka |
commentaires
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|