|
|
|
|
|
|
Maro no tsy maneho ny fitiavany aminy Reny
Ity hira ity dia mifono no teny rehetra tianao hatolotra an'ilay nahitana masoandro
|
Hafa ihany i Mama
Andry nianteherako ny dadako Tokim-pahanterako ny zanako Samy tiako sy lalaiko fatratra Ary samy iriko mba ho sambatra Sanatria tsy hadinoko ny vadiko Sy ireo iray tampo zoky sy zandriko Hafa ihany i Mama Neny, mamako Ny iray tampo kiady Azo iankina-doha ny vady Loharanon- drehereha ny zanaka Ka tsy iantsarovan-tena lanaka Lahaolona i Dada Nefa izao no mahagaga Hafa ihany i mama Neny, mamako Tsy ho voatanisako izay antony Tokony hoderaiko ny akantony Fa ny ahy ny tena azoko antoka Dia ilay fahatsiarovako azy tampoka Fa raha sendra taitra aho ny eo am-bavako Tsy mba ny olon-kafa fa ny mamako Hafa ihany i mama Neny, mamako Ny iray tampo kiady Azo iankina-doha ny vady Loharanon-drehareha ny zanaka Ka tsy iantsarovan-tena lanaka Lahaolona i Dada Nefa izao no mahagaga Hafa ihany i mama Neny mamako (hatramin'ny farany)
|
commentaires
|
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|