|
|
|
|
|
|
Manomana hetsika goavana ny mpanakanto amin'ny taona 2009 .
|
Nilaozako ireo kaloko Fa nifindra lasa lavitra Dia nipitra teo ianao Nanembonembona tsiahy Fantatro fa tsy ho zakako Ny tsy hieritreritra anao Nefa kosa tsapako Fa tsy hanadino ianao Tsy hanadino ahy Hiverina aho Fa malahelo mafy anao Ny endrikao mibahana ao antsaiko ao Ny fo tsy tony raha tsy eo ianao Ny ranomasoko Mipotrapotraka fa manina anao Fa fitiavana tsy kobonina No fanainga lavitra Mba tsy afako Ilay fitsikinao sy ny angotinao mandrotika fanahy Na niniako hilaozana aza Dia voatahiry am-po Sy tsy afaka an-doha Nihevitra aho tsy hilaza aminao Ka raha lasa izaho tsy hierika intsony Nefa kosa tsapako fa tsy ho foiko ianao Tsy foiko ianao Hiverina aho Fa malahelo mafy anao Ny endrikao mibahana ao antsaiko ao Ny fo tsy tony raha tsy eo ianao Ny ranomasoko Mipotrapotraka fa manina anao Fa fitiavana tsy kobonina No fanainga lavitra Hiverina aho Fa malahelo mafy anao Ny endrikao mibahana ao antsaiko ao Ka hiverina aho Satria izaho sy ianao no tia |
commentaires
|
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|