|
|
|
|
|
|
|
Miazakazak'olo jiaby @ fanimbagna ny ho avy.... Nefa Madagasikara ty nin'olo jiaby... Rotoroton-dreo @ tombotsoan'olom-bitsy Vahoaka mitoreo fa zareo tsy mba mitsinjo. Refrain Ampy zay f'andao hifôha (Malagasy mila mitraka) Tagniniako tontolo vaovao ( Dia mbô Malagasy hanjaka) Tsy handatsa-dra... Tsy hifamono... Tsy ho simbagna, ny tontolo Fa Malagasy, olo hafaka, olo afaka... Anareo miady "place" zay aza aza adalaigna Tsy ny ary tsy ny atsy zay mody afokaigna...(hey) Tanindrazay azafady aza amidy..(hey) Zay sisa mba tsy may...havileo izy ho tompon-tsafidy ref... Ho aiza?(x3)...Lalagna mbola dezaka Akaiza?(x3)Akaiza? Akaiza? ...Izy koa tsy hiezaka Hagnino?(x2)...izy koa...Zagnahary aby anô tsy mino Tsy mino, anefa izy...tsy ary nagnadigno ref... |
commentaires
|
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|