|
|
|
|
|
|
Ho anjarako par Tovo j'hay
Hamoaka ny raki-kira vaovao afaka fotoana fohy, hiavaka noho ny teo aoha satria "tena aingam -panahy Tovo j'hay ... "
|
Efa nodorako izay rehetra rehetra momba anao Novotriariko izay sary rehetra misy anao Fa tsy maty anaty foana ilay tsiaro, tsy mangina Fa maro loatra ireo tantara mifangaro Efa narindriko tsy ho hita ireo firavako Zay rehetra nomenano efa anaty lavaka Indrisy anefa fa miraikitra tsy miala ato anaty Lay endrikao manaraka ahy, indraindray tsy tanty Niazakazaka aho hijery izay mba nisy anao Nivezivezy tsisy hery nitady ny nomerao Ilaza fa dia mbola ianao ihany no tiako Ianao no hiriko ho anilako eo Dia mbola ianao ihany no ekeko HO ANJARAKO Ilay toerana faleha niarahana nitafy Tsy nandalovako intsony niviliako lalan-kafa Ny maso anefa mitsipalotra mangalatra mankany Fa feno loatra ny alahelo ka kotsan'ny tomany Tsy tiako henoina intsony ireo hira izay mba fihainontsika Izaho sy ianao mifamihina rehefa andro mangatsiaka Nefa ny tonony sy ny feo tsy afaka an-doha, lasa aretim-po Nanjary vao may nankarary |
commentaires
|
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|