|
|
|
Melky , la finaliste de pazzapa face à Firmin , le protégé de Max Exception
"Je n'ai pas été déçue d'avoir perdu, parce que j'avais déjà senti l'amour de mon public "
Amel Bent version gasy
Clip réalisé par X-Mind
|
Ianao no tiako
Izaho te-hahita anao (2) Te-ho any te-ho any aho Raha azoko atao, dia ny hiaraka aminao F'izaho te ho any aminao (2) fa izao dieny izao aho Raha sitrakao dia ho eo anilanao Réf : Tsy ho zakako intsony raha kobonina ao am-poko F'izaho tena tia F'izaho hihafy foana aloha tena tsy sahy aho ny hilaza Sao voafitaka ny fo Nefa mafy tena mafy Raha sanatria sangisangim-pitia tsy ho tanty, tsy ho tanty Sao sanatria ianao mody tia Ilazao dieny izao (2) Ilay fitiavanao, sao dia sangisangim-pitia Dia izay rehetra am-ponao ao Izaho hilaza aminao (2) Fa ny tena sitrako raha mbola azo atao Dia ianao no tena tiako |
plus d'infos
+ de vidéos
commentaires
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|