|
|
|
|
|
|
Ity hirako ity Thiery bruno
|
Ity hirako ity dia atolotro Anao, Hatsiarovanao ny anarako Raha ho lasa any ianao ka ho lavitra ahy, Veloma mandrapihaona. Aza adino lalan-dava fa mpinamana isika, Tsy mba nifankafoy tely. Mpizara alahelo, mpizara hafaliana Izaho sy lanao, hatramin'izao. Very namana aho nilaozanao Ka iza indray izao no antenaiko Hilazako ny manahirana ahy Hisolo ny toeranao. Tsy ny elanelan-tany na ny fahalavirana No hampisy ny fanadinoana, Fa sento tokana monja ary tsiahy iray minitra Dia ampy hampiray antsika Koa raha manina ianao, ka te-hanoratra Ny aty tsy miova adiresy Tsy miova fanahy, tsy miova fitia Fa miandry Anao. |
commentaires
|
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|