|
|
|
|
|
|
I Mirado dia niditra teo amin 'ny sehatry ny Mozika t@ faha-17 taonany , ho mpanamory fiaramanidina no kasainy hatao ao aoriana kely
Ny taranja Matematika no kasainy handalovana eny Ambohitsaina amin'ity taona ity .
Bientot sur Takariva.com en exclusivité l'interview en video et le making off en video ainsi que l'extrait du nouveau clip de Mirado
|
manimanina azy aho izany. f'izy ilay nambabo fo tsy miala ato an-do lasa lavitra ahy izy izay ka niverina ato an-doha, endrika kanto tokoa anihany, tsiky, sangisangy no nameno ny fo feno tsiky ny androko fa dia tena kanto izy izay bika tarehy ihany koa tsara fanahy manao soa [chorus] dé 'lay tiako, 'lay niriako 'lay tato am-poko hatrizay dé lay foko no nitempo ho ahy tsisy afa tsy izy ihany, no nataoko anjeliko anilako hiambina ahy nolazaiko, tantaraiko fa izy lay sady tiako no tia ahy! [vers 2] navelako azy anie ny foko navelako anjakany f'izao azy irery ihany foiko anao ny amiko manontolo foiko avokoa r'ilay anjeliko anihany, tsiky, sangisangy no nameno ny fo feno tsiky ny androko fa dia tena kanto izy izay bika tarehy ihany koa tsara fanahy manao soa [bridge] alahelo sy tomany raha izao irery ihany raha avelanao eto aho, fantatrao f'ijaly chorus |
commentaires
|
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|