|
|
|
|
Oh, oh, oh, eh, eh mmmh, mmmh
Raha misy alahelo anatinao Avy fa aza mananahy Ireo sorisory sy ahiahy Lazao anie f'izaho mbola eto ihany
Mbola hameno ny hafanana, Hamelona hazavana Hanafo sy hanoroka
Avia, avia an-tratrako Raha misy ny manjo F'izaho dia tsy ho sahy hanary anao Na ho sarotra
Fa efa voasoratra ato am-po Ireo teny manambara fitia Ny hoe hisaraka tsy tonga tato anaty
Ny voadiko dia ny faty ihany no hanasaraka Ka dia matokia..
Avia, avia...
Mbola ho avy ny andro, Ho avy ny fotoana Dia hifarana hatreo ny tomany Ka mahandrasa aloha fa ho hitantsika Tsy ho ela intsony ouh, ouh, ouh
Avia, avia an-tratrako (ouh, Avia aza mananahy...) Raha misy ny manjo (eh, yeah, ouh ...) F'izaho dia tsy ho sahy (Ny andro sisa iainako...) hanary anao(eh, eh, oh...) Na ho sarotra (Aza manahy ianao...)
Avia...
Marion |
commentaires
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|