|
|
|
|
|
|
Mimoza par Aina et Dama (Kanto production / laterite Production )
Extrait du spectacle de Mahaleo ,
Aina Quach sort un album avec Sony Production et l'Unicef .
Clip par Laterite Production et Kanto Production
|
Tiako hafindra aminao Ny fitiavako mimoza Kanefa raha tsy tianao Dia avereno ho ahy Ny fitiavako mimoza Misy toerana mafana Tsy mba mamanala Ao anatiko ao Toerana kelikely, afaka hitahiry Ny fitiavanao mimoza Manimanitra daholo, izay lalovanao Misy fofom-boninkazo Vononkazo mimoza Andao fa ho entiko ianao Faly aho raha hitanao Ilay saha mimoza Izay toerana falehako Efa nanamboarako Trano kely mimoza Ny andro efa hariva Tsy mba fantantsika Ao anaty tranokelinao Ny afo manazava Dia hanome hafanana Hafanana mimoza Ny haizina mangina Efa manery antsika Handao ity tranokely Tranokely mimoza Raha sendra lasa izaho Raha sendra tsy eo izaho Dia izao no zavatra hataonao ahy Mandehana any an-tsaha Ary mangala voninkazo mimoza. |
plus d'infos
+ de vidéos
commentaires
|
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|