|
|
|
|
|
|
Ihary : "ny tena mampiavaka ahy dia somary madiditra Iary rehefa eny ambony sehatra " .
Mpiangaly Rock sady "styliste" i Iary
A/C : Bary / Andry R
Feo : Mid Informatique
Studio : Gravi sound
Mix et son : Rija Razafiarison
|
Raha handeha ianao hanalavitra ahy Sarotra ny tsy hahatsiaro 'Lay endrikao Hampamiratra ilay ho avy antenaina Ny antony handehananao Miandry eto aho Raha ho any ianao Dia aza adino aho 'Lay tena tia Sasa miandry anao Tsy manadino Tsy mba mahafoy anao 'Lay masoandro hidify iny izao Hafarako hivetso anao Ilay fitia zay Tsy lefy ao am-poko ao Raha handeha ianao Hanalavitra ahy .......... 'Reo fotoana Mamiko Iriko hiverina eto indray Fa tiako ,lalaiko Ilay eo anilanao Volana o,tomaratra ry Vetsoy eto am-poto-tsofiny Tongava malaky hoe , Fa sasa miandry aho aty. Raha handeha ianao Hanalavitra ahy ........... Oroka, tambitamby 'Zay nahazatra ahy Ho anao ity foko tia Modia amin' izay |
commentaires
|
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|