vous êtes ici:  
connexion
PROMO
Installer flash player !

Neny par Bodo


publié le 07/06/2009 com |  4513 vues


Ahatsiarovanao ny fahazazanao ity hira ity


Fitiavan-dehibe
no omen'ineny anao
na kapoka aza re
no azonao

fitiavan-dehibe
fa naharary anao
tsy nanenenany
fa tiany ianao

ref:
Tadidinao ve
ny angolangola sy ny hantanao?
tsikitsiky sy hehy
kilalao nahazatra anao
tsaroanao koa ireo
tsora-kazo nihatra taminao
ianao no toy izao
dia noho ireo


   
   
   
   
   
votez :  


commentaires




accueil | actus | mozika | m@gasy | club | services+ | médias



Plan du site
Accueil:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club:  lien1 , lien2
Divers:   lien1 , lien2 , lien3
Blog:   lien1 , lien2 , lien3

Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés