|
|
|
|
|
|
raki-kira novokarin'ny Pro kanto
|
Na ny zava-kanto na ny mpanakanto dia tsy misy tsy mahalala .Anisan'ireo tsy mety lefy, sy tsy afaka am-pon'ny maro noho ny tonon-kirany mora raisina . Niezaka ny niova famindra i Voahangy , ka mba ankafizo hoe
Voahangy (sce wikipedia ) RAZAFINDRAZAKA Voahangiharisoa no tena anarany. Renim-pianankaviana. Manan-janaka telo lahy (Rija - Riana - Rado) izay samy efa raim-pianankaviana daholo. Efatra mianadahy no zafikeliny amin'izao fotoana izao, dia i Mandresy 7 taona - Mendrika 5 taona - Ny Tsiky 3 taona - Iharena 2 volana sy tapany.
Mpanankato teraka sy lehibe tao anatin'ny zava-kanto i Voahangy na avy amin'ny lafin-drainy na avy amin'ny lafin-dreniny satria samy hita (t)ao amin'ny fianankaviany daholo na ny mpitendry zava-maneno sy ny mpamorona, na ny mpilalao teatra na mpihira.
- Volume 8 - Clips Special Slow : Misy hira 12. - Volume 7 - 25 ans de scène. - Volume 6 - Efa tsy nofy intsony : Misy hira 10. - Volume 4 - Ny Havako : Misy hira 12. - Volume 3 - Antitra Izy : Misy hira 12. - Volume 2 : Misy hira 10. - Volume 1 : Misy hira 10.
|
commentaires
|
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|