|
|
|
|
|
|
|
Omeko anao
hizarako ny hafaliako sy ireo andro pahoriako volana fanilon'ny aizaina ianao ny tsikinao ry malala dia mitondra fifaliana tiako mba hitoetra tsy hiala ref: raha sendra ka sahirana ianao aza manahy f'izaho eo anilanao ho vetivety foana akia ny fahorianao satria omeko anao ny fanafodiny loharano ny fitiavako tsisy fetra satria mamiko taratry ny hasambarako anao ny tsikinao ry malala dia mitondra fifaliana tiako mba hitoetra tsy hiala REF |
commentaires
|
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|