|
|
|
|
Rehefa any ( tonokira )
Ny fiainana dia toy ny rehetra, tsy maintsy misy fetra. Tsy afaka hijanona ety ho mandrakizay... 'zay no lahatry ny RAY! - Ka raha ho avy ilay andro voatondro, hialako ety an-tany. Ka hoesorina indray tsy ho eo anilanao... dia izao no ambarako ANAO! " Tsy mba hanana ahiahy aho rehefa any, tsy hanenina aho na dia kely aza, tsy hisento koa,na hitomany, f'efa teo anilanao tety an-tany... Ka hiandry am-pitsikiana 'lay fotoana, 'zay natokany hiaviana... Hanoy indray 'reo 'zay tsy vita, 'LAY FITIAVANA TSY METY HO RITRA... Hanoy indray 'reo 'zay tsy efa, 'LAY FIARAHANA TSY HANAM-PETRA... "
Zay
|
commentaires
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|