|
|
|
|
|
|
Willah nandray anjara tamin'ny fifaninanana Pazzapa dia manonomboka manana ny toerany eo amin'ny sehatry ny mozika malagasy
|
aiza ianao vadiko (saro-piaro o!) aiza ianao cheriko' (saro-piaro) anilanao no iriko (saro-piaro) akaikinao no fidiko antsoiko an-telefon hoa zalahy tsy mba mamaly e!!)x2 alehako a-birao a zalahy tsy mba falifay eh)x2 hakako mpitsikilo a zalahy mahalasa adala e!)x2 ref : fa ity vatanao (ilaiko) ny souriranao (ilaiko) ny voituranao (ilaiko) ny chaussuranao (tsy ilaiko o) zaho tsy hiala aminao)x3 fa saro -piaro zaho zaho tsy hiala aminao)x3 fa saro-piaro zaho zaho tsy hiala aminao ka!!!
|
commentaires
|
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|