|
|
|
|
|
|
Tomany androany TIF A TIF
Le girls band made in madagascar, connu par le tube sipasipako , figure toujours dans les charts malagasy
Avez vous le nom du manager du groupe ?
Faniry du groupe Tempo gaigy
(un groupe boyz band gasy)
il doit en ramasser du poignon !
Question :
Que signifie Tif à Tif ?
|
(Tsaroako foana ianao)
Nahita anao teo, (ou,ou...) nahita dia nanontany hoe: "tiako ianao dia azo atao ve?" f'ianao tsy namaly (ou,ou..) Hitako ianao teo, efa nanantena aho fa hoe tambitamby dia sasa-niandry, f'ianao tsy nijery
Oh oh... (nanantena anao teo) Hay tomany, tomany zay aloha ny androany Oh oh... Nanantena fandresena hay zay aloha ny androany
Ampitso indray ve? (ou, ou..) avelanao mba hiteny hoe: "tiako ianao dia azo atao mba mila valin-teny" (ou, ou...) Zay fotoana izay, toa hampitomany indray tsy tafandry, tsindrmandry f'ianao tsy hamaly
Oh oh............
Sarobidy loatra ho ahy sy ho anao izao fotoana izao Tatara iray tsy hay fafana, hadinoina any aoriana any (Tsaroako foana ianao)
Hay tomany, tomany zay aloha ny androany(mh mh...) Oh oh...
Hangina tsy hiteny intsony (androany e!) Omeko anao Ray ambony (ambony any) Ny ho aviko ampitso sy mandrakizay mba ho fitiavako izy ratrizay! |
commentaires
|
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|