vous êtes ici:  
connexion
PROMO
Installer flash player !

Tsy Mila vandivandy ,Jerry Marcos sy Larissa


publié le 01/10/2008 com |  4309 vues


Hira voalohany nadritra ny herinandro vitsivitsy teny amin 'ny onja-peo manerana ny Nosy , ny mpanjakan'ny Kawitry sy Larissa .

Raki-tsary novokarin'ny Nomad
Raki-peo Mada-Pro

mahaiza mipetraka ireo lehilahy e!
mahaiza taivy nareo lehilahy e!
zahay lehilahy tsy hoe maditra
io fomban'ny maso mitsiriritra

anao bogôsy na manam-bolaa!
zaigny tsy atao hampiholahola!
raha misy mandalo kara anjely!!
zaho tsy hivadika velively!!(tena marina)

tsara mifanaja, tsara tambitamby
tsara mifankatia, tsy mila vandivandy
tsara mifanaja, tsara tambitamby
tsara mifankatia, tsy mila vandivandy
ok no problem

calme fotsiny nareo vahiavy e!
aza taitaitra areo zavavy eh!!
zahay vehivavy tsy kilalao
sao mbola mitetika ankilabao

aza atao loatra saro-piaro
sao lasa manaraka dia kiraro
tsara fitiavana mifamaly
amzay olo-jiaby falifaly

ref

eo eo eo ahila
eo eo eo ahila

soma soma soma tsika

kaza mba saro-piaro moa!!
maso mahita tsy mitana moy ehh!!

lehilahy maandivandivandy
tsy rarahanay manambitamby


   
   
   
   
   
votez :  


commentaires




accueil | actus | mozika | m@gasy | club | services+ | médias



Plan du site
Accueil:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club:  lien1 , lien2
Divers:   lien1 , lien2 , lien3
Blog:   lien1 , lien2 , lien3

Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés