|
|
|
|
|
|
Tsy misy ohatran'i neny LOLA
Tsy misy ohatra an'i neny LOLA tononkira
|
Tsy misy ohatra an'i neny LOLA tononkira
Fa sarobidy loatra raha i neny Lalim-paka ao am-po Ao an-tsaina ombieny ombieny Tsy manan-tsahala mantsy ny fitiavany Teny mamy foana no aloakin'ny vavany Fa faniriany ny hahasambatra ny zanany Tsisy ohatran'iny fa dia tiany
REF: Raha mbola eto an-tany aloha Tsy misy hoatran'i Neny 'Lay fitiavany ihany no tsy mba lany Na adala na hendry na maditra ny zanany Tiany foanafoana
Ny sangisangy sy tambitamby isan'andro Tena avy ao anaty na maraina na atoandro Ny iray minitra nandaozany tsy andriny Satriny ahita azy foana any an-tsandriny Fon-dreny izany,hafa ihany, Maharitra na ngidy na mamy
lola |
commentaires
|
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|