|
|
|
Nofy par Lalatiana en live
Lalatiana
|
Nofy Nanonofy anao aho tamin' izay Mitsingevana hono ianao Rahona no hipetrahanao Ny kintana ataonoao kilalao... Nanonofy ano aho tamin'izay T�nana no natolotrao Hnadray ahy ho eny aminao Ny kinyana taontsika kilalao... Avia aty hoy ianao Ho ety ambony rahona Fa ety no homeko anao Homeko anao izao tontolo izao... Dia nifoha tamin'izay ary aho Niandrandra aho nitazana anao Hay nanonofy anao fotsiny aho Nitsiky kely aho ... Raha mba teo tokoa mantsy ianao.. |
plus d'infos
+ de vidéos
commentaires
|
|
|
|
|
Plan du site
Accueil: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika: lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy: lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club: lien1 , lien2
Divers: lien1 , lien2 , lien3
Blog: lien1 , lien2 , lien3
Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés
|