vous êtes ici:  
connexion

Ndondolah sy tahiry

publié le 06/04/2008 - 11h28, par TAKARIVA / Takariva Webmaster

   
   
   
   
   
votez :  
Diminuer la taille du texte Augmenter la taille du texte

Ndondolah sy tahiry-ndondolahsytahiry.com Ndondolah sy tahiry-ndondolahsytahiry.com
raki-tsary farany

Ny tarika "Ndondolah sy tahiry" mpanakanto zay manana ny lazany eo amin'ny sehatry ny mozika indrindra eo amin'ny hira mihetsika .
 tarika niforona tany Mahajanga ny taona 1998, Zanaky ny mpirahavavy i Tahiry Rodly Ramanandraitsiory (27 taona, mpanoratra sy mpandrindra hira ) ; Ndondolah ou Veloary Lala Raharison ( 33 taona , mpanoratra sy mpandrindra ny ankabeazan'ny hiran'ny tarika )
Efa hananika ny 600 ny fampisehoana nataon'ny tarika eraky Madagasikara sy Frantsa nanomboka ny taona niatombohany .
Telo ny raiki-peo navoakan'ny tarika ary raiki-tsary mamintina ny raiki-kira telo .
1) Falifaly
2) Izahay roa
3) Ambiansy
4) famintinana ny raiki-kira telo ( Vcd )

raki-tsary farany navoakan'ny tarika


plus d'infos
+ d'articles
commentaires




accueil | actus | mozika | m@gasy | club | services+ | médias



Plan du site
Accueil:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club:  lien1 , lien2
Divers:   lien1 , lien2 , lien3
Blog:   lien1 , lien2 , lien3

Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés