Nankaiza i Hantatiana
publié le 13/08/2008 - 22h04, par TAKARIVA / Takariva Webmaster

Hantatiana-takariva
Mpanankato nandrotsirotsy ny fahazazatsika , nitady azy ho antsika ny takariva.com
Hampahatsiahy na hampahafantatra ireo izay tsy nahalala azy ny takariva.com .
Hantatiana : "Tamin'ny 1989 no nanomboka nihira voalohany ny tenako tao am-piangonana Baptiste Biblique Ankadivato (tana).
Niseho voalohany,tao Antsahamanitra niaraka tamin'ny Bodo tamin'ny fampiaraham-peo : "Ry foko" sy "ny Hirako" niarahako tamin'i Poopy"Ampianaro" .
Nahazo ny amboara "révelation de l'année gasitsara 1994" teo akaikin'i Liva Andrianavalona, Bodo,Poopy, salala,...sns
Voafidy : Voix d'or de Madagascar taty ivelany dia avy eo tany Madagascar koa.
Voafidy : "femme de l'année" izay nahazahoana amboara na dia mbola tovovavy aza .
Voafidy mpanakanto mendrika telo taona nifanesy teo alohan'i Rossy .
Efatra ny raki-kira navoakako :
-La pluie
-Fandalovana
-Neny roa
-Tiako loatra
1 cassette et CD Best of + 1instrumental
1 VCD
Ny hira tena nankafizin'ny olona:
-la pluie,ny hirako,tiako loatra,neny roa,...
Ny Cd izay mivoaka dia Hit parade daholo ny ankamaroan'ny hira ao anatiny...
Hit parade tao amin'ny radio sy télé foana ny hirako nandritra ny folo taona
Nandray anjara tamina fampisehoana goavana maro isan-karazany,
Njakatiana,Bodo,Poopy,...sns
Nandeha taty ivelany voalohany nanao fampisehoana tournée Afrique du Sud 1992 natrehin'ny Nelson Mandela.
(pretoria-johannesbourg,cape town..tamin'ny fiarakodia ) raha vao avy nahazo ny diplome cepe .
nanomboka nanao fampisehoana eraky Madagasikara isaky ny week end satria ny fianarana tsy natao ambanin javatra .
Fampisehoana France-Suisse 1994
Fampisehoana Etats unis 1996 (washington DC-New york- Nashville-Teenesse)
Fampisehoana France Suisse 1998
Nanao stage tamin'ny fihirana tany Salzburg (Autriche) section Lyrique niaraka tamin'ny mpampianatra avy any Madagasikara , Atoa Schwarte Reinhart
Vita ny Baccalauréat,ny 2001
Nandeha taty Suisse,nanao concours hidirana conservatoire dia afaka.
Nanao concert betsaka tamin'ny sehatra lyrique eran'ny fiangonana sy ny théatre Suisse,nanao opérette sy opéra betsaka ihany koa.
Vita ny conservatoire dia nanambady, niteraka lahy kely Tahiana 2 ans et demi.
Nanao fampisehoana tany France,Nice-Marseille,Paris...(sehatra évangélique)
Niaraka tamin'ny Fara Andriamamonjy en tournée taty Europa,Ny ako,Sunrise...
Nahazo zandry vavy kely i tahiana i Kanto Rihanna iray taona monja...
Maka aina kely satria miha-mitombo ny asa aman-draharaha mitaiza zaza roa..
Tanjona manaraka :
Mikasa hanao concert Paris,fampisehoana hanangonana vola hanaganana école any an-tanindrazana amin 'ny taon manaraka .
Mikasa ny hamoaka ny album misy ny ny loha-teny hoe :
-Vers toi mon Dieu
- Lokon'ny lanitra
Misaotra betsaka , mandra-pihaona
plus d'infos
+ d'articles
commentaires