Italie
publié le 07/04/2008 - 21h50, par TAKARIVA / Takariva Webmaster
ITALIE
Toerana iray tsara ho fantatry ny malagasy rehetra zay miasa eto Italie.
Afaka manantona io UIL io ny olona rehetra izay mila fahalalana be be kokoa momba ny asa, na ireo làlana rehetra mifehy ny fivahiniana eto Italie, na ireo izay manana olana ara-taratasy rehetra.
UIL: Unione Italiana del Lavoro. (Ufficio Immigrazione)
Via Cavour 108 (3è étage)
00184 Roma
Tel 0648166341
Mr Romanus
commentaires