28/11/2008
Carte Orange ho an'ny beantitra
Na dia maro aza no tsy mahafantatra ny fisian'ny karatra "orange " amin"ireo beantitra dia efa nizara karatra "orange"nihoatra ny 4000 ny tananan'Antananarivo .Karatra izay ahazahoana kojakoja toy ny siramamy , vary ary...
Rubrique: news